Teny iditra goboka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Foana aty, tsy misy zavatra ao anatiny, hoboka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vide, creux [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra gobona

Teny iditra goboka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Avaler sans mâcher. [1.19]
Tovy hevitra gobe

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12