|
|
|
|

Teny iditra1  goa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Mpamaritra :
Voambolana  5  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  6  marary maso an'ila [Taisaka] [1.78]
7  poaka (maso), loaka [Tanala] [1.78]
8  jamba [Bara, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9  having lost an eye, or having an eye very sunken. See poa-maso, potsitra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  celui qui a une taie sur l'oeil [Taisaka] [1.82]
Tovy hevitra  11  goake, goamaso
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny goa io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31