Teny iditra gioka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitseforana mamoaka rivotra, fivalanan-drivotra, hetotra misy tao mivoaka izay tsy tokony ho ren' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Breaking wind downwards. See etotra. [1.2]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31