Teny iditra ginadra (gadra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Passive with infix. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Attaché [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ginadra, ginadrako, ginadranao, ginadrany, ginadrantsika, ginadranay, ginadranareo, ginadran', ginadran-, ginadram-
Ny lasa : noginadra, noginadrako, noginadranao, noginadrany, noginadrantsika, noginadranay, noginadranareo, noginadran', noginadran-, noginadram-
Ny hoavy : hoginadra, hoginadrako, hoginadranao, hoginadrany, hoginadrantsika, hoginadranay, hoginadranareo, hoginadran', hoginadran-, hoginadram-
Tovy hevitra voagadra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20