Teny iditra gadanà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cadenas [1.3]
Ny fihaviany Frantsay: cadenas.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31