Teny iditra | gaboka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Antontan-javatra, zavatra mifanongoa. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A heap, a mass, a lot, a total of many items. Compare kapoka, ankapobeny; also antontany, avosa, ambongadiny [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tas, monceau [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |