|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  foto-tsarika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny tsiratsirak' akondro izay anaovana ny lamba atao hoe lamba sarika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de fototra et sarika : fibre de bananier textile appelée en français chanvre de Manille). Pseudo-tronc du bananier textile, Musa textilis Née. (Musaceae) autrefois très cultivé en Imerina. Il fournissait le sarika ou chanvre de Manille, fibre facile à séparer [Merina]
Singan-teny  5  fototra, sarika
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny foto-tsarika io

Teny iditra (2/2)9  foto-tsarika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] [sarika, the skin of the banana stalk.] Business easily done.
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] [Merina] travail d'exécution facile
Singan-teny  13  fototra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  fitakosotra, foto-tsarika, otritsakafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02