Teny iditra fototr' aretina
Singan-teny fototra ; aretina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Antony nahatonga ny aretina iray [1.1]
 Mikrôby na viriosy mitondra aretina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [aretina, disease.] An uncertain event, an undefined period, a doubtful issue. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Agent pathogène [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31