Teny iditra fotoanina (fotoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena fotoana: Nofotoaniny tamin' ny folo aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be bespoken at a certain time. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fotoanina, fotoaniko, fotoaninao, fotoaniny, fotoanintsika, fotoaninay, fotoaninareo, fotoanin', fotoanin-, fotoanim-, fotoani-
Ny lasa : nofotoanina, nofotoaniko, nofotoaninao, nofotoaniny, nofotoanintsika, nofotoaninay, nofotoaninareo, nofotoanin', nofotoanin-, nofotoanim-, nofotoani-
Ny hoavy : hofotoanina, hofotoaniko, hofotoaninao, hofotoaniny, hofotoanintsika, hofotoaninay, hofotoaninareo, hofotoanin', hofotoanin-, hofotoanim-, hofotoani-
Filaza mandidy : fotoany

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20