Teny iditra forongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javatra miaraka amin' ny tena, entana tsy mahasaraka na iadidiana: Ny kitapo, solaitra, pensily, boky... no forongon' ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Accessoire [1.13]
Tovy hevitra firongo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31