Teny iditra |
forehitra
(rehitra)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | May tsy misy horaisina Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Consumed, burnt. Comp. dorehitra
[1.2]
|
Ohatra | Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna.
[2.587]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
forehitra
(rehitra)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | In haste, in a hurry. Comp. dorehitra
[1.2]
|
|