Teny iditra fonon-tondro
Singan-teny fono ; tondro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fono hoditra ataon' ny mpanao kiraro amin' ny fanondrony mba tsy haharatran' ny kofehy ny tanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [tondro, a finger.] A finger cover. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09