Teny iditra fonoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Reduced to nothing, rotten, turned to dust, as a corpse [1.2]
Sampanteny 
 

Teny iditra fonoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A grave [1.2]

Teny iditra fonoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifonosana tsara ao anaty lamba mba tsy handrenesana hatsiaka
Mitovy hevitra: bonoka [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra fonoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ody fampatoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A charm used chiefly by thieves to induce sleep whether of people or dogs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Charmes soporifiques, par hypnose ou par absorption d'un narcotique ; nom général des produits narcotiques. [1.196]
 État de quelqu'un qui est enveloppé des pieds à la tête comme un mort, qui dort profondément et ne bouge plus ; sorte de catalepsie considérée comme la conséquence d'un sortilège. [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08