Teny iditra Folovohitra
Singan-teny folo ; vohitra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa iantsoana koa ny Hova (jereo Ambaniandro ) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux Hovas [1.3]
Ohatra Folovohitra daholo, na menabe na menakely, ny andevo tokana no tsy folovohitra sy ny havanandriana. Tandapa fotsy, ambaniandro, folovohitra ireny. Manisotra, folovohitra ireny. Manendy, folovohitra ireny. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17