Entrée fohy fijery (fohy, jery)
Partie du discours locution
Explications en malgache manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny masony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [Randzavola: Baiboly]
Explications en français myope [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Synonymes fohy maso

Entrée fohy fijery (fohy, jery)
Partie du discours locution
Explications en malgache tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao [Randzavola: Baiboly]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31