Teny iditra fofo-nahandro
Singan-teny fofona ; nahandro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy The odour from the cooking-pot. [1.2]
Ohatra Aza mikahaka ahy fa fofonahandro aho ka ety amin' ny habakabaka no lapako. [2.895]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12