Teny iditra | fofofofo | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra mitsoka mafy Fanatonana an-kazakazaka mba hamely na hamono Asa, fiezahana mafy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Souffle violent, brise forte Fig. fureur [1.3] | |||||||||
Voambolana | Haitoetrandro ~ Ontam-po | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/12 |