Teny iditra fodifetsy
Singan-teny fody ; fetsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boronkely mpanao ny akaniny eny amoron-drano toy ny zohy kely manara-morona miakatra (Ploceus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bird that builds a hanging nest over streams, with a long cylindrical entrance from below. Ploceus sp. [1.2]
Anarana siantifika Ploceus sp.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30