Entrée fizokiana (zoky)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tombin' ny maha-zoky
Synonymes fahazokiana
Exemples 
1 [Dahle: Angano] Izato no toetra ka mba miady fizokiana!
2 [Randriamamonjy: Tantara] Ireo no tompon' ny fizokiana sy ny zo aman' adidy momba izany.
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30