Teny iditra fivoatra (voatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mivoatra, izany hoe miova ho tsaratsara kokoa [1.1]
 Fiampitana miandalana amin'ny dingana manaraka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay évolution [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05