Teny iditra fivesarana (vesatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A state of being heavily laden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay état de celui qui est chargé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20