Entrée | fiverenana (verina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako ¶ Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro ¶ Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao ¶ Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |