Teny iditra fivaviana (vavy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy [1.1]
Ohatra Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana. [1.519]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10