Teny iditra fivatsiana (vatsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina
Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05