Teny iditra fivahotra (vahotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mivahotra, izany hoe mijanona tsy mahahetsika, na ngolin' ny hatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay État de celui qui est transi de froid, saisi de crainte [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20