Teny iditra |
fitsoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
fitsoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Whistling in a jocular manner [1.2]
|
Ohatra | Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra;
[2.643]
|
|