Teny iditra fitsitsiana (tsitsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20