Teny iditra fitsiririka (tsirirìka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra na olona mitsiririka, izany hoe mifantsitsitra, na mivalana miporiatra, mipiriritra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20