Teny iditra fitsipi-pitenenana
Singan-teny tsipika ; teny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Grammaire [1.13, 1.5]
Ohatra io misionera io izay afaka nandinika ny fitenim-paritany malazalaza dia afaka nanaporofo fa iray ny teny malagasy, na eo amin' ny fiteny na eo amin' ny fitsipipitenenana. [2.285]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02