Teny iditra | fitsimontsimonana (tsimontsimona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifalifaliana; firavoravoana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | La joie, l'allégresse, le motif [de la joie] [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tsipelina hafa | fitsimintsiminana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |