Teny iditra | fitonjato (fito, zato) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Seven hundred [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sept cent [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 700 [3.1] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Ohatra | Miandahy mianbavy ny fitaomana entana satria eo amin' ny siramamy fitonjato ka hatramin' ny roanjato sy arivo eo ho eo no tsy maintsy kenakenaina fatratra anaty sobika dimy sy enina.
[2.470] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |