Teny iditra fitokonana (tokona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'obstination, le motif, le lieu [1.3]
 Entêtement [1.8]

Teny iditra fitokonana (tokona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A strike by laborers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grève des ouvriers [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31