|
|
|
|

Teny iditra 1  fito
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
4 Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 seven. [Jav. pitu.] [1.2]
6 seven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sept [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  8 7
9 VII [3.1]
Ohatra  10  Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [2.472#107]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  30  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 38 misy ny teny how fito
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny isa
34  Fifanampiana
35  Fampitomboana
Lahatsoratra  36 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  fito, 37 foty

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07