Teny iditra fitehina (tehina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitehina, miankina, na mitondra tehina [1.1]

Teny iditra fitehina (tehina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Tehin-dakana [1.78]
  [Tanala] Hazo lava voafihina ampandehanana ny lakana na ny zahatra [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05