Teny iditra | fitarika (tarika) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | afikitra, firitaka, fitarika, fitraika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |