Teny iditra | fitangorona (tangorona (horona)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra na olona mitangorona, mivory betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de se grouper tout autour [1.3] | |
Fivaditsoratra | firongotana, fitangorona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |