Teny iditra fitambezoana (tambezo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany [1.1]
Tovy hevitra fitambezonana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05