Teny iditra fitaho (taho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitaho na mizara, mitantana toaka amin' ny namana [1.1]

Teny iditra fitaho (fitaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fitahina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20