Teny iditra | fisolotika (solotika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra na olona misolotika, maloto mitsaporetika, misy tsikoko miaraka amin'ny menaka. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisolotika, folatsioky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |