|
|
|
|

Teny iditra 1  fisokajiana
Fototeny  2 sokajy
Sokajin-teny  3  anarana
Fitokoavana  4 refimboa [1.320#]
Ohatra  5  Ny kaominina dia atao hoe ambonivohitra na ambanivohitra ka ny fisokajiana dia miankina amin' ny tahan' ny mponina sy ny lafim-pivoarana ary ny fiitaran' ny Tanàna. [1.320#]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26