Teny iditra | fisoitra (soitra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misoitra, misavasava ny lavenona na
ny vain'afo amin'ny hazo kely mba hirehetan'ny afo tsara. Azo soirina [1.1] | |
Teny iditra | fisoitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Corne pointue. [1.19] | |
Fivaditsoratra | fisoitra, fisorita, fisotria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |