Teny iditra fisohika (sohika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny olona misohika na manano sarotra rehefa miaina fa fohifohy fiaina ary misesisesy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20