Teny iditra fisaroroana (saroro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy
Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05