Teny iditra fisandratra (sandratra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka
Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1]
Tovy hevitra fisandratana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05