Teny iditra | fisaina (saina) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de penser, de réfléchir [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fisaina io | ||||||
Fivaditsoratra | fanisia, fisaina, fisiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |