Teny iditra firohotra (rohotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny vahoaka nijery ireo fiarakodia nifandona [1.1]
 Fifindra-monina rodobe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Manière d’aller en foule [1.3]
 Exode [1.13]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/04