Teny iditra |
firitsoka
(ritsoka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika [1.1]
|
|
Teny iditra |
firitsoka
(ritsoka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod. Same as faritsoka
[1.2]
|
|
Teny iditra |
firitsoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
(de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre).
Sophora tomentosa L. (Fabaceae). Les boutons floraux sont très riches en flavonosides.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Sophora tomentosa |
Voambolana |
|