Teny iditra firiatra (riatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka: Ny firiatran' ny varatra [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20