Teny iditra | firesaresana (resaresa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana miadana, miretareta toy ny tsy afaka mamindra; fitaredretana, filasilasiana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de traîner [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |