|
|
|
|

Teny iditra1  firesaresa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina miresaresa, toetran' ny olona miresaresa, izany hoe mandeha miadana, miretareta toy ny tsy afaka mamindra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] manière de traîner
Fototeny  5  resaresa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11